erreur de connexion à la bdd
    Accueil     Contact            Langue :   Malagasy Français
NY LANITRA SY NY HELO


OLONA NIOVA FO


FAHAGAGANA

Ry havamalala rehetra ao amin'ny Tompo,

Voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany noho ny ahafahantsika mandray ny hafatr'Izy Tompo amin'ny alalan'izao tranonkala izao.

Tena tian'i Jesosy ianao ry sakaiza ary tsy foiny ho very.

Fantatrao ve fa mpanompo marobe no nirahiny sy nampitondrainy hafatra tamin'ny fomba maro samihafa hitadiavany anao?

Fantatrao ve fa ny seza fiandrianany no nilaozany hitadiavany anao ary ny rà-soany no natolony hanavotana anao?

Efa ela Izy no nitady anao.

Manolora tena ho Azy ianao fa tsy tonga hiantso ny marina Izy fa ny mpanota mba hibebaka. Afaka mamela ny fahotanao rehetra Izy. Koa raiso Izy anio fa tsy ampitso.

Tsarovy fa misy harena nomaniny ho anao ao an-danitra ao.
 
  ¦→ ...

  ¦→ ...