Paulson : Dadarabe fahiny niova fo ka nandray an'i Jesoa Kristy. Mitantara amintsika ny misterin'ny fanahy ratsy (ody fitia, fanainga lavitra, mazia, famisaviana, sns ...)
Ra-Tiana : Mpanompon'Andriamanitra iray efa maty nefa velona indray, nampahitan'i Jesoa Kristy "ny lanitra sy ny helo". Ary handraisantsika ny hafatr'i Jesoa Kristy nampitondrainy azy.
Yves : Mitantara amintsika ny herin'ny vavaka izay nampahafantarin'ny Tompo azy fony izy tany an-danitra.